| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 5.24 | And these were the heads of the house of their fathers, even Epher>, and Ishi>, and Eliel>, and Azriel>, and Jeremiah>, and Hodaviah>, and Jahdiel, mighty men of valour, famous men, and heads of the house of their fathers. | Ary izao no lohan' ny fianakaviany: Efera sy Jisy sy Eliala sy Azriela sy Jeremia sy Hodavia ary Jadiela; lehilahy mahery ireo ary malaza sady samy lohan' ny fianakaviany avy. | Ireto no lohany amin' ny fianakaviany: Efera, Jesì, Ezriela, Jeremià, Odoià, ary Jediela, lehilahy matanjaka sy mahery, lehilahy malaza, lohan' ny fokom-pianakaviany avy. | Voici les chefs de leurs familles : Épher>, Yishéï>, Éliel>, Azriel>, Yirmeya>, Hodavya>, Yahdiel. C'étaient des preux valeureux, des hommes renommés, chefs de leurs familles. |