| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 4.11 | And Chelub> the brother of Shuah> begat Mehir>, which was the father of Eshton. | Ary Keloba, rahalahin' i Soha, niteraka an' i Mehira, rain' i Estona; | Keloba rahalahin' i Soà niteraka an' i Mahira, rain' i Estona; | Kelub>, frère de Shuha>, engendra Mehir>; c' est le père d' Eshtôn. | 
| 1Tt / 1Tan 4.12 | And Eshton begat Bethrapha>, and Paseah>, and Tehinnah> the father of Irnahash>. These are the men of Rechah>. | ary Estona niteraka an' i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain' Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka. | Estona niteraka ny fokon-dRafah, Fesè sy Tehinnà, rain' ny tanàna Naasa. Ireo no olona ao Rekah. | Eshtôn engendra Bet-Rapha>, Paséah>, Tehinna>, père de Ir-Nahash>. Tels sont les hommes de Rékab>. |