| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 25.2 | And she bare him Zimran>, and Jokshan, and Medan>, and Midian>, and Ishbak>, and Shuah>. | Dia niteraka an' i Zimrana sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha tamin' i Abrahama izy. | Ka izao no naterak' io taminy: Zamràna, Jeksàna, Madàna, Madiàna, Jesbaoka ary Soe. | Elle lui enfanta Zimrân>, Yoqshân, Medân>, Madiân>, Yishbaq> et Shuah>. - | 
| Gen / Jen 25.3 | And Jokshan begat Sheba>, and Dedan>. And the sons of Dedan> were Asshurim>, and Letushim>, and Leummim>. | Ary Joksana niteraka an' i Sheba sy Dedana. Ary ny zanakalahin' i Dedana dia Asorima sy Letosima ary Leomima. | Jeksàna niteraka an' i Sabà sy Dadàna; ny zanakalahin' i Dadàna dia ny Asorima, ny Latosima, ny Laomima; | Yosqhân> engendra Sheba> et Dedân>, et les fils de Dedân> furent les Ashshurites>, les Letushim> et les Léummim>. - | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.32 | Now the sons of Keturah>, Abraham>' s concubine: she bare Zimran>, and Jokshan, and Medan>, and Midian>, and Ishbak>, and Shuah>. And the sons of Jokshan; Sheba>, and Dedan>. | Ary ny zanakalahin' i Ketora, vaditsindranon' i Abrahama. Izy no niteraka an' i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin' i Joksana dia Sheba sy Dedana. | Zanakalahin' i Setorà, vaditsindranon' i Abrahama: ny naterany dia Zamrama, Jeksàna, Madàna, Madiana, Jesbaoka, ary Soe. Zanak' i Jeksàna: Sabà sy Dadàna. | Fils de Qetura>, concubine d' Abraham>. Elle enfanta Zimrân>, Yoqshân, Medân>, Madiân>, Yishbaq> et Shuah>. Fils de Yoqshân : Sheba> et Dedân>. |