| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 2.42 | The children of the porters: the children of Shallum>, the children of Ater>, the children of Talmon>, the children of Akkub>, the children of Hatita, the children of Shobai>, in all an hundred thirty and nine. | Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak' i Saloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Talmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra. | Taranaky ny mpiandry varavarana: sivy amby telopolo amby zato no tontalin' ny taranak' i Seloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Telmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobaì. | Les fils des portiers : les fils de Shallum>, les fils d' Ater>, les fils de Talmôn>, les fils de Aqqub>, les fils de Hatita, les fils de Shobaï> : en tout 139. | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.45 | The porters: the children of Shallum>, the children of Ater>, the children of Talmon>, the children of Akkub>, the children of Hatita, the children of Shobai>, an hundred thirty and eight. | Ary ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak' i Saloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Talmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobay, dia valo amby telo-polo amby zato. | Mpiandry varavarana: valo amby telopolo amby zato, ny taranak' i Seloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Telmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobaì. | Les portiers : les fils de Shallum>, les fils d' Ater>, les fils de Talmôn>, les fils de Aqqub>, les fils de Hatita, les fils de Shobaï> : 138. |