| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 8.9 | And he begat of Hodesh> his wife, Jobab>, and Zibia>, and Mesha>, and Malcham, | Ary Hodesy vadiny no niterahany an' i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama | Hodesa vadiny no niterahany an' i Jobaba, Sebià, Mosà, Molkoma, Jehosa, Sekià ary Marmà. | De sa nouvelle femme il eut pour fils Yobab>, Çibya>, Mésha>, Malkom, | 
| 
 | 
|  | Book of Zephaniah | Zefania | Sofonia | Livre de Sophonie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Zef / Sof 1.5 | And them that worship the host of heaven upon the housetops; and them that worship and that swear by the Lord>, and that swear by Malcham; | Sy izay mivavaka any an-tampon-trano amin' izay eny amin' ny lanitra,Ary izay miankohoka sy mianiana ho an' i Jehovah Sady mianiana amin' i Malkama, | Ireo miankohoka eny ambonin' ny tafon-trano,  eo anatrehan' ny tafiky ny lanitra;  sy ireo miankohoka manao fianianana amin' ny Tompo, sady mianiana amin' ny mpanjakany; | ceux qui se prosternent sur les toits devant l' armée des cieux, ceux qui se prosternent devant Yahvé> et qui jurent par Milkom>, |