| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 20.4 | And it came to pass after this, that there arose war at Gezer> with the Philistines>; at which time Sibbechai> the Hushathite> slew Sippai, that was of the children of the giant: and they were subdued. | Ary nony afaka izany, dia nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera; tamin' izany no namonoan' i Sibekay Hosatita an' i Sipay, izay isan' ny taranaky ny Refaita, ka dia naetriny ny Filistina. | Tatý aorian' izany nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera. Tamin' izay no nahafatesan' i Sabokaì Hosatita, an' i Safaì isan-taranak' i Rafà, ka voaetry ny Filistina. | Après cela, la guerre se poursuivit avec les Philistins> à Gézer>. C' est alors que Sibbekaï> de Husha> tua Sippaï, un descendant des Rephaïm>. Les Philistins> furent abaissés. |