| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.42 | The sons of Ezer>; Bilhan>, and Zavan>, and Jakan. The sons of Dishan>; Uz>, and Aran>. | Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin' i Disana dia Oza sy Arana. | Zanak' i Esera: Balaàna, Zavàna ary Jakàna. Zanak' i Disàna: Hosa sy Aràna. | Fils d'Éçer> : Bilhân>, Zaavân>, Yaaqân. Fils de Dishân> : Uç> et Arân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 5.13 | And their brethren of the house of their fathers were, Michael>, and Meshullam>, and Sheba>, and Jorai>, and Jachan>, and Zia>, and Heber>, seven. | Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy. | Ny rahalahin' ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia Mikaela, Mosolama, Sebe, Joraì, Jakàna, Zie ary Hebera, fito izy. | Leurs frères, par familles : Mikaèl>, Meshullam>, Sheba>, Yoraï>, Yakân>, Zia>, Éber> : sept. |