| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 26.6 | And he went forth and warred against the Philistines>, and brake down the wall of Gath>, and the wall of Jabneh, and the wall of Ashdod>, and built cities about Ashdod>, and among the Philistines>. | Ary nivoaka izy ka niady tamin' ny Filistina, dia nandrava ny mandan' i Gata sy ny an' i Jabne sy ny an' i Asdoda ary nanao tanàna tany Asdoda sy tany amin' ny Filistina. | Nandeha niady tamin' ny Filistina izy, nazerany avokoa ny mandan' i Geta sy ny mandan' i Jabnia ary ny mandan' i Azota, dia nanao tanàna tany amin' ny faritanin' i Azota sy tany amin' ny Filistina izy. | Il partit combattre les Philistins>, démantela les murailles de Gat>, celles de Yabné et d' Ashdod>, puis restaura des villes dans la région d' Ashdod> et chez les Philistins>. |