| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 7.32 | And Heber> begat Japhlet, and Shomer>, and Hotham>, and Shua> their sister. | Ary Hebera niteraka an' i Jafleta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin' ireo. | Hebera niteraka an' i Jeflata, Somera, Hotama, ary Soaà anabavin' ireo. | Héber> engendra Yaphlet, Shémer>, Hotam> et Shua> leur soeur. | 
| 1Tt / 1Tan 7.33 | And the sons of Japhlet; Pasach>, and Bimhal>, and Ashvath>. These are the children of Japhlet. | Ary ny zanakalahin' i Jafleta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin' i Jafleta. | Zanakalahin' i Jeflata: Foseka, Bamaala ary Asota: ireo no zanakalahin' i Jeflata. | Fils de Yaphlet : Pasak>, Bimhal> et Ashvat>. Tels sont les fils de Yaphlet. |