| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 4.18 | And his wife Jehudijah> bare Jered> the father of Gedor>, and Heber> the father of Socho>, and Jekuthiel> the father of Zanoah>. And these are the sons of Bithiah the daughter of Pharaoh>, which Mered> took. | Ary Jehodia vadiny niteraka an' i Jareda, razamben' ny any Gedora, sy Hebera, razamben' ny any Soko, ary Jakotiela, razamben' ny any Zanoa. Ireo no zanakalahin' i Bitia, zanakavavin' i Farao, izay novadin' i Mareda. | Ilay vehivavy jody vadiny anankiray, niteraka an' i Jareda, rain' i Gedora, sy Hebera, rain' i Sokao, ary Ikotiela, rain' i Zanoe. Ireo no zanakalahin' i Betià, zanakavavin' i Faraona, nalain' i Mereda ho vady. | dont la femme judéenne enfanta Yéred> père de Gedor>, Héber> père de Soko> et Yequtiel> père de Zanoah>. Tels sont les fils de Bitya, la fille du Pharaon> qu' avait épousée Méred>. |