| 
 | 
|  | Book of Zechariah | Zakaria | Zakaria | Livre de Zacharie | 
| Zak / Za 9.1 | The burden of the word of the Lord> in the land of Hadrach, and Damascus> shall be the rest thereof: when the eyes of man, as of all the tribes of Israel>, shall be toward the Lord>. | Teny faminaniana avy tamin' i Jehovah ny amin' ny loza hanjo ny tany Hadraka, Ary Damaskosy no hiharany - Fa ny mason' i Jehovah mandinika ny olombelona Mbamin' ny firenena rehetra amin' ny Isiraely - | Teny fitsarana.  Tenin' ny Tompo mamely ny tany Hadraky;  ary ao Damasa no ho fonenany,  - fa ny mason' ny Tompo dia eo amin' ny olona,  sy eo amin' ny fokon' Israely rehetra; - | Proclamation La parole de Yahvé> est au pays de Hadrak, à Damas> elle fait halte. Car à Yahvé> appartient la source d' Aram> et toutes les tribus d' Israël>. |