| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.11 | Out of that land went forth Asshur>, and builded Nineveh>, and the city Rehoboth, and Calah>, | Ary nivoaka avy tamin' izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an' i Ninive mbamin' i Rehobot-ira sy Kala | Avy ao amin' io tany io izy dia nankany Asora, ka nanorina an' i Niniva, Rekobota-Ira, Kale, | De ce pays sortit Ashshur>, et il bâtit Ninive>, Rehobot-Ir, Kalah>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 26.22 | And he removed from thence, and digged another well; and for that they strove not: and he called the name of it Rehoboth; and he said, For now the Lord> hath made room for us, and we shall be fruitful in the land. | Dia nifindra niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa koa indray; fa io kosa tsy mba niadiany; koa ny anarany dia nataony hoe Rehobota; fa hoy izy: Efa nomen' i Jehovah toerana malalaka isika ankehitriny, dia hihamaro eo amin' ny tany. | Dia niala teo izy ka nihady lavaka fantsakàna hafa indray, izay vao tsy niadina intsony, ka nataony hoe Rekobota ny anarany: Satria, hoy izy, efa nomen' ny Tompo toera-malalaka isika, ka hiadana amin' ny tany. | Alors il partit de là et creusa un autre puits, et il n' y eut pas de dispute à son propos; il le nomma Rehobot et dit : Maintenant Yahvé> nous a donné le champ libre pour que nous prospérions dans le pays. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.37 | And Samlah> died, and Saul> of Rehoboth by the river reigned in his stead. | Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron' ny Ony. | Maty Semlà, ary Saola avy any Rohobota, amin' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. | Samla> mourut et à sa place régna Shaûl>, de Rehobot-ha-Nahar. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.48 | And when Samlah> was dead, Shaul> of Rehoboth by the river reigned in his stead. | Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron' ny Ony. | Maty Semlà, ka Saola avy any Rohobota, amoron' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. | Samla> mourut et à sa place régna Shaûl> de Rehobot-ha-Nahar>. |