| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 4.26 | And to Seth>, to him also there was born a son; and he called his name Enos: then began men to call upon the name of the Lord>. | Ary Seta koa niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Enosy. | Seta koa niteraka lahy iray nataony hoe Enosy. Vao tamin' izay no nanomboka niantso ny anaran' ny Tompo ny olona. | Un fils naquit à Seth> aussi, et il lui donna le nom d'Énosh. Celui-ci fut le premier à invoquer le nom de Yahvé>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 5.6 | And Seth> lived an hundred and five years, and begat Enos: | Ary rehefa dimy amby zato taona ny andro niainan' i Seta, dia niteraka an' i Enosy izy. | Dimy amby zato taona ny andro niainan' i Seta vao niteraka an' i Enosy izy. | Quand Seth> eut cent cinq ans, il engendra Énosh. | 
| Gen / Jen 5.7 | And Seth> lived after he begat Enos eight hundred and seven years, and begat sons and daughters: | Ary ny andro niainan' i Seta taorian' ny niterahany an' i Enosy dia fito amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. | Mbola velona fito amby valon-jato taona Seta taorian' ny niterahany an' i Enosy, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. | Après la naissance d'Énosh, Seth> vécut huit cent sept ans et il engendra des fils et des filles. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 5.9 | And Enos lived ninety years, and begat Cainan>: | Ary rehefa sivi-folo taona ny andro niainan' i Enosy, dia niteraka an' i Kenana izy. | Sivy folo taona ny andro niainan' i Enosy vao niteraka an' i Kainany izy. | Quand Énosh eut quatre-vingt-dix ans, il engendra Qénân>. | 
| Gen / Jen 5.10 | And Enos lived after he begat Cainan> eight hundred and fifteen years, and begat sons and daughters: | Ary ny andro niainan' i Enosy taorian' ny niterahany an' i Kenana dia dimy ambin' ny folo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy; | Mbola velona dimy ambin' ny folo amby valon-jato taona Enosy taorian' ny niterahany an' i Kainany, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. | Après la naissance de Qénân>, Énosh vécut huit cent quinze ans et il engendra des fils et des filles. | 
| Gen / Jen 5.11 | And all the days of Enos were nine hundred and five years: and he died. | Ary ny andro rehetra niainan' i Enosy dia dimy amby sivin-jato taona; dia maty izy. | Dimy amby sivin-jato taona ny andro rehetra niainan' i Enosy, dia maty izy. | Toute la durée de la vie d'Énosh fut de neuf cent cinq ans, puis il mourut. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| 1Tt / 1Tan 1.1 | Adam>, Sheth>, Enosh>, | Adama, Seta, Enosy, | Adama, Seta, Enosa, | Adam>, Seth>, Énosh>, |