| 
 | 
|  | 1st Samuel | 1 Samoela | Samoela I | 1er Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 27.10 | And Achish> said, Whither have ye made a road to day? And David> said, Against the south of Judah>, and against the south of the Jerahmeelites, and against the south of the Kenites>. | Ary hoy Akisy: Moa tsy nanafika va ianareo androany? Dia hoy Davida: Nanafika ny tany atsimo izay an' i Joda sy izay an' ny Jeramelita ary izay an' ny Kenita izahay. | Ary hoy Akisa: Taiza no nanafika hianareo androany? Dia namalay Davida: Tany amin' ny Negeban' i Jodà, tany amin' ny Negeban' i Jerameelita ary tany amin' ny Negeban' ny Kineana. | Quand Akish> demandait : " Où avez-vous fait la razzia aujourd' hui ? ", David> répondait que c'était contre le Négeb> de Juda> ou le Négeb> de Yerahméel> ou le Négeb> des Qénites>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 30.29 | And to them which were in Rachal>, and to them which were in the cities of the Jerahmeelites, and to them which were in the cities of the Kenites>, | sy ho an' izay ao Rakala sy ho an' izay any an-tanànan' ny Jeramelita sy ho an' izay any an-tanànan' ny Kenita | an' ny ao Rakola, an' ireo ao amin' ny tanànan' ny Jerameelita, an' ireo ao amin' ny tanànan' ny Kineana, | à ceux de Karmel>, à ceux des villes de Yerahméel>, à ceux des villes des Qénites>, |