| 
 | 
|  | Book of Jeremiah | Jeremia | Jeremia | Livre de Jérémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jer / Jr 20.3 | And it came to pass on the morrow, that Pashur> brought forth Jeremiah> out of the stocks. Then said Jeremiah> unto him, The Lord> hath not called thy name Pashur>, but Magormissabib. | Ary nony ampitso, dia nesorin' i Pasora tamin' ny boloky hazo Jeremia. Dia hoy Jeremia taminy: Tsy nataon' i Jehovah hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-misabiba. | Ny ampitso dia nasain' i Fasora hotsoahana amin' ny boloky hazo Jeremia, ka hoy Jeremia taminy: Tsy Fasora intsony no iantsoan' ny Tompo anao, fa Magora-Misabiba. | Le lendemain, Pashehur> fit tirer Jérémie> du carcan. Alors Jérémie> lui dit : "Ce n' est plus Pashehur> que Yahvé> t' appelle, mais Terreur-de-tous-côtés. |