| 
 | 
|  | Book of Ezekiel | Ezekiela | Ezekiela | Livre d'Ezéchiel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eze / Ez 47.16 | Hamath>, Berothah>, Sibraim>, which is between the border of Damascus> and the border of Hamath>; Hazarhatticon, which is by the coast of Hauran>. | dia Hamata, Berota, Sibraima, izay eo anelanelan' ny faritanin' i Damaskosy sy ny fari-tanin' i Hamata, Hazara afovoany, izay eo an-tsisin' i Haorana. | Ny tany Hamata, Berotha, ary Sabarima, anelanelan' ny faritanin' i Damasa sy ny faritanin' i Hamata; Hatzera-Tikona, eo amin' ny faritanin' ny Haorana. | Bérota>, Sibrayim> qui est entre le territoire de Damas> et celui de Hamat>, Haçer-ha-Tikôn vers le territoire du Haurân>; |