| 
 | 
|  | The Psalms | Salamo | Salamo | Les Psaumes | 
| Sal 7.1 | O Lord> my God>, in thee do I put my trust: save me from all them that persecute me, and deliver me: | Sigaiona nataon' i Davida, izay nohirainy ho an' i Jehovah noho ny tenin' i Kosy Benjamita. Jehovah Andriamanitro ô, Hianao no ialofako; vonjeo aho amin' izay rehetra manenjika ahy, ka afaho; | Hira firehetan' i Davida nohirainy tamin' ny Tompo, noho ny tenin' i Kosa Benjamita. | Lamentation. De David>. Qu' il chanta à Yahvé> à propos de Kush le Benjaminite>. |