| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 3.35 | And the chief of the house of the father of the families of Merari> was Zuriel the son of Abihail>: these shall pitch on the side of the tabernacle northward. | Ary ny lohan' ny fianakaviana amin' ny fokon' i Merary dia Zoriela, zanak' i Abihaila; ireo no hitoby eo amin' ny lafiny avaratra amin' ny tabernakely. | Ny filohan' ny foko ihavian' ny fianakavian' i Merary, dia Soriela zanak' i Abihaiela. Eo amin' ny lafiny avaratra amin' ny Fonenana no nitobian' izy ireo. | Le prince de la maison des clans Merarites> était Çuriel, fils d' Abihayil>. Ils campaient sur le côté septentrional de la Demeure. |