| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 27.27 | But when the fourteenth night was come, as we were driven up and down in Adria, about midnight the shipmen deemed that they drew near to some country; | Ary tamin' ny alina fahefatra ambin' ny folo, raha navezimbezina tany Adria izahay, nony namatonalina dia nataon' ny matilo fa efa manakaiky tany izy; | Tamin' ny alina fahefatra ambin' ny folo, raha navezivezin' ny ranomasina Adriatika izahay, ilay sahabo ho nisasaka tsara iny ny alina, dia nataon' ny matilò fa nanakaiky tany izahay, | C'était la quatorzième nuit et nous étions ballottés sur l' Adriatique, quand, vers minuit, les matelots pressentirent l' approche d' une terre. |