| 
 | 
|  | 1st Samuel | 1 Samoela | Samoela I | 1er Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 5.10 | Therefore they sent the ark of God> to Ekron>. And it came to pass, as the ark of God> came to Ekron>, that the Ekronites cried out, saying, They have brought about the ark of the God> of Israel> to us, to slay us and our people. | Ary dia naterin' ny olona nankany Ekrona ny fiaran' Andriamanitra. Ary raha vao tonga tany Ekrona ny fiaran' Andriamanitra, dia nitaraina ny Ekronita nanao hoe: Efa nafindran' ny olona ho atý amintsika ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely hahafaty antsika sy ny firenentsika. | Tamin' izany dia nalefany hankany Akarona ny fiaran' Andriamanitra. Vao niditra tao Akarona ny fiaran' Andriamanitra, dia nibabababa ny Akaronita nanao hoe: Nentiny taty amintsika ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely mba hahafaty antsika sy ny firenentsika. | Ils envoyèrent alors l' arche de Dieu> à Éqrôn>, mais lorsque l' arche de Dieu> arriva à Éqrôn>, les Éqronites s'écrièrent> : " Ils m' ont amené l' arche du Dieu> d' Israël> pour me faire périr moi et mon peuple! " |