| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| 2Mp 21.1 | Manasseh> was twelve years old when he began to reign, and reigned fifty and five years in Jerusalem>. And his mother' s name was Hephzibah>. | Roa ambin' ny folo taona Manase, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hefziba. | Roa ambin' ny folo taona Manase fony tonga mpanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hafsiba. | Manassé> avait douze ans à son avènement et il régna 55 ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Hephçiba. |