| 
 | 
|  |  |  | Makabeo II | 2ème Livre des Maccabées | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2M 3.11 |  |  | ny sasany koa an' i Hirkana zanak' i Tobia, lehilahy manan-kaja indrindra; ary tsy izay nolazain' i Simona mpanendrikendrika mankahala fivavahana akory no tena toe-javatra, fa ny tontalin' ny harena ao dia talenta volafotsy efa-jato, sy talenta volamena roan-jato; | et une somme appartenant à Hyrcan, fils de Tobie>, personnage occupant une très haute situation, et qu'à l' encontre de ce que colportait faussement l' impie Simon>, il y avait en tout 400 talents d' argent et 200 talents d' or; |