| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 13.7 | Of the tribe of Issachar>, Igal the son of Joseph>. | avy tamin' ny firenen' Isakara dia Jigala, zanak' i Josefa; | Igala zanak' i Josefa, avy amin' ny fokon' Isakara; | pour la tribu d' Issachar>, Yigéal, fils de Yoseph> ; | 
| 
 | 
|  | 2nd Samuel | 2 Samoela | Samoela II | 2ème Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 23.36 | Igal the son of Nathan> of Zobah>, Bani> the Gadite>, | Jigala, zanak' i Natana, avy any Zoba, Bany Gadita, | Igala zanak' i Natàna, avy any Sobà; Bonì, avy any Gada. | Yigéal fils de Natân>, de Çoba>. Bani>, le Gadite>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 3.22 | And the sons of Shechaniah>; Shemaiah>: and the sons of Shemaiah>; Hattush>, and Igeal, and Bariah>, and Neariah>, and Shaphat>, six. | Ary ny zanakalahin' i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin' i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy. | Zanakalahin' i Sekeniasa: Semeia. Zanakalahin' i Semeia: Hatosa, Jegaala, Barià, Naarià, Safata, enina izy. | Fils de Shekanya> : Shemaya>, Hattush>, Yigéal, Bariah>, Néarya>, Shaphat> : six. |