| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 46.23 | And the sons of Dan>; Hushim. | Ary ny zanakalahin' i Dana dia Hosima. | Zanak' i Dana: Hosima. | Les fils de Dan> : Hushim. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 7.12 | Shuppim> also, and Huppim>, the children of Ir>, and Hushim, the sons of Aher>. | Sopima koa sy Hopima, zanakalahin' Iry, ary Hosima, zanakalahin' i Ahera. | Zanakalahin' i Hira: Sefama sy Hafamà. Zanakalahin' i Ahera: Hasima. | Shuppim> et Huppim>. Fils de Ir> : Hushim; son fils : Aher>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 8.8 | And Shaharaim> begat children in the country of Moab>, after he had sent them away; Hushim and Baara> were his wives. | Ary Saharaima niteraka tao amin' ny tany Moaba taorian' ny nisaorany an' i Hosima sy Bara vadiny. | Niteraka tao amin' ny tanin' i Moaba, Saharaima, taorian' ny nisaorany an' i Josima sy Barà, vadiny. | Il engendra Shaharayim> dans les Champs> de Moab> après qu' il eut répudié ses femmes, Hushim et Baara>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 8.11 | And of Hushim he begat Abitub>, and Elpaal>. | Ary Hosima no niterahany an' i Abitoba sy Elpala. | Ary Hosima no niterahany an' i Abitoba sy Elfaala. | De Hushim il eut pour fils Abitub> et Elpaal>. |