| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.20 | These are the sons of Seir> the Horite>, who inhabited the land; Lotan>, and Shobal>, and Zibeon>, and Anah>, | Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana | Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. | Voici les fils de Séïr> le Horite>, les indigènes du pays : Lotân>, Shobal>, Çibéon>, Ana>, | 
| Gen / Jen 36.21 | And Dishon>, and Ezer>, and Dishan: these are the dukes of the Horites>, the children of Seir> in the land of Edom>. | sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny taranak' i Seïra, tany amin' ny tany Edoma. | Ireo no loham-pirenena amin' ny Horeana, zanakalahin' i Seira, tamin' ny tanin' i Edoma. | Dishôn>, Éçer>, Dishân, tels sont les chefs des Horites>, les fils de Séïr> au pays d'Édom>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.28 | The children of Dishan are these; Uz>, and Aran>. | Ary izao no zanak' i Disana: Oza sy Arana. | Izao no zanakalahin' i Disàna: Hosy sy Arama. | Voici les fils de Dishân : Uç> et Arân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.30 | Duke> Dishon>, duke Ezer>, duke Dishan: these are the dukes that came of Hori>, among their dukes in the land of Seir>. | sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin' ny tany Seïra. | Disona, loham-pirenena, Esera, loham-pirenena, Disana, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Horeana izay samy loham-pirenena any amin' ny tanin' i Seira. | le chef Dishôn>, le chef Éçer>, le chef Dishân. Tels sont les chefs des Horites>, d' après leurs clans, au pays de Séïr>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.38 | And the sons of Seir>; Lotan>, and Shobal>, and Zibeon>, and Anah>, and Dishon>, and Ezar>, and Dishan. | Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. | Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. | Fils de Séïr> : Lotân>, Shobal>, Çibéôn>, Ana>, Dishôn>, Éçer>, Dishân. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.42 | The sons of Ezer>; Bilhan>, and Zavan>, and Jakan>. The sons of Dishan; Uz>, and Aran>. | Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin' i Disana dia Oza sy Arana. | Zanak' i Esera: Balaàna, Zavàna ary Jakàna. Zanak' i Disàna: Hosa sy Aràna. | Fils d'Éçer> : Bilhân>, Zaavân>, Yaaqân>. Fils de Dishân : Uç> et Arân>. |