| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 46.24 | And the sons of Naphtali>; Jahzeel, and Guni>, and Jezer>, and Shillem>. | Ary ny zanakalahin' i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema. | Zanak' i Neftalì: Jasiela, Gonì, Jesera ary Salema. | Les fils de Nephtali> : Yahçéel, Guni>, Yéçer> et Shillem>. | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.48 | Of the sons of Naphtali> after their families: of Jahzeel, the family of the Jahzeelites>: of Guni>, the family of the Gunites>: | Ny taranak' i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Jaziela ny fokon' ny Jazielita; avy tamin' i Gony ny fokon' ny Gonita; | Zanak' i Neftalì, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Jesielita avy tamin' i Jesiela; ny fokon' ny Gonita, avy tamin' i Gonì; | Les fils de Nephtali>, par clans : pour Yahçéel, le clan Yahçéélite> ; pour Guni>, le clan Gunite> ; | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 7.13 | The sons of Naphtali>; Jahziel, and Guni>, and Jezer>, and Shallum>, the sons of Bilhah>. | Ny zanakalahin' i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin' i Bila ireo. | Zanakalahin' i Neftalì: Jasiela, Gonia, Jesera ary Seloma, zanakalahin' i Bala. | Fils de Nephtali> : Yahaçiel, Guni>, Yéçer>, Shallum>. Ils étaient fils de Bilha>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 11.46 | Eliel> the Mahavite>, and Jeribai>, and Joshaviah>, the sons of Elnaam>, and Ithmah> the Moabite>, | sy Eliala Mahavita sy Jeribay sy Josavia, zanak' i Elnama, sy Jitma Moabita | Eliela avy any Mahoma; Jeribaì sy Josaia, zanak' i Elnaema; Jetma, Noabita; Eliela sy Obeda ary Jasiela avy any Masobià. | Éliel> le Mahavite>, Yeribaï> et Yoshavya>, fils d' Elnaam>, Yitma> le Moabite>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 27.21 | Of the half tribe of Manasseh> in Gilead>, Iddo> the son of Zechariah>: of Benjamin>, Jaasiel> the son of Abner>: | tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin' i Zakaria; tamin' ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin' i Abnera; | amin' ny antsasa-pokon' i Manase any Galaada, Jadao zanak' i Zakariasa; amin' i Benjamina, Jasiela zanak' i Abnera; | Yiddo> fils de Zekaryahu> la demi-tribu de Manassé> en Galaad>, Yaasiel> fils d' Abner> les Benjaminites>, |