| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 25.4 | Of Heman>: the sons of Heman>: Bukkiah>, Mattaniah>, Uzziel>, Shebuel>, and Jerimoth>, Hananiah>, Hanani>, Eliathah>, Giddalti, and Romamtiezer>, Joshbekashah>, Mallothi>, Hothir>, and Mahazioth>: | Tamin' i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota. | Amin' i Hemàna, ny zanakalahin' i Hemàna: Boksiao, Mataniao, Oziela, Soboela, Jerimota, Hanaiasa, HAnanì, Eliata, Gedeltì, Rommemtiezera, Jesbakasà, Melotì, Otira, ary Mahaziota. | Pour Hémân> : fils de Hémân> : Buqqiyyahu>, Mattanyahu>, Uzziel>, Shebuel>, Yerimot>, Hananya>, Hanani>, Éliata>, Giddalti, Româmti-Ézer>, Yoshbe-qasha>, Malloti>, Hotir>, Mahaziot>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 25.29 | The two and twentieth to Giddalti, he, his sons, and his brethren, were twelve: | ny faharoa amby roa-polo an' i Gidalty, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; | ny faharoa amby roapolo, an' i Gedeltì, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; | Le vingt-deuxième fut Giddalti; avec ses fils et ses frères ils étaient douze. |