| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 12.13 | And after him Abdon> the son of Hillel, a Pirathonite>, judged Israel>. | Ary Abdona, zanak' i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Isiraely nandimby azy. | Taorian' izy io, dia Abdòna, zanak' Ilela, avy any Faratòna, no mpitsara tamin' Israely. | Après lui Abdôn>, fils de Hillel de Piréatôn>, fut juge en Israël>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 12.15 | And Abdon> the son of Hillel the Pirathonite> died, and was buried in Pirathon> in the land of Ephraim>, in the mount of the Amalekites>. | Dia maty Abdona, zanak' i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin' ny tanin' ny Efraima any amin' ny tany havoan' ny Amalekita. | Nandritra ny valo taona izy no mpitsara tamin' Israely. | Puis Abdôn>, fils de Hillel de Piréatôn>, mourut et il fut enseveli à Piréatôn>, au pays d'Éphraïm>, dans la montagne des Amalécites>. | 
| Mts / Mpits 12.16 |  |  | Rahefa izany dia maty Abdòna zanak' Ilela, avy ao Faratòna, ka nalevina tao Faratòna amin' ny tanin' i Efraima any amin' ny tendrombohitry ny Amalesita. |  |