| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 15.33 | Five and twenty years old was he when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem>. And his mother' s name was Jerusha, the daughter of Zadok>. | Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin' i Zadoka. | Dimy amby roapolo taona izy fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany, tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanak' i Sadaoka. | Il avait 25 ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Yerusha, fille de Sadoq>. | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| 2Tt / 2Tan 27.1 | Jotham> was twenty and five years old when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem>. His mother' s name also was Jerushah>, the daughter of Zadok>. | Dimy amby roa-polo taona Jotama, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin' i Zadoka. | Dimy amby roapolo taona Joatama, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosà zanak' i Sadaoka. | Yotam> avait vint-cinq ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Yerusha, fille de Sadoq>. |