|
|
|
|

Bitynia

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 16.7 After they were come to Mysia, they assayed to go into Bithynia: but the Spirit suffered them not. ka efa tonga tany an-tsisin' i Mysia, dia nitady hankany Bitynia izy, fa tsy navelan' ny Fanahin' i Jesosy. Efa tonga tany Mizia izy, sy efa niomana ho any Bitinia, nefa tsy navelan' ny Fanahin' i Jeso, Parvenus aux confins de la Mysie, ils tentèrent d' entrer en Bithynie, mais l' Esprit de Jésus ne le leur permit pas.

  1st Letter of Peter 1 Petera Piera I 1ère Épître de Saint Pierre
1Pe / 1P 1.1 Peter, an apostle of Jesus Christ, to the strangers scattered throughout Pontus, Galatia, Cappadocia, Asia, and Bithynia, Petera, Apostolin' i Jesosy Kristy, mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia sy Bitynia, dia olom-boafidy Piera, Apostolin' i Jeso-Kristy, mamangy ny mpivahiny izay miely any Ponto, Galatia, Kapadosia, Asia ary Bitinia, dia ny olom-boafidy, Pierre, apôtre de Jésus Christ, aux étrangers de la Dispersion : du Pont, de Galatie, de Cappadoce, d' Asie et de Bithynie, élus