| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.7 | And the sons of Carmi>; Achar, the troubler of Israel>, who transgressed in the thing accursed. | Ary ny zanakalahin' i Karmy dia Akara, izay nampidi-doza tamin' ny Isiraely, dia ilay nandika ny didy ny amin' ny zavatra voaozona. | Zanak' i Karmì: Akara izay nanahirana an' Israely, tamin' ny fahadisoany momba ny zavatra natao anatema. | Fils de Karmi> : Akar, qui fit le malheur d' Israël> pour avoir violé l' anathème. |