| 
 | 
|  | Letter to the Philippians | Filipianina | Filipiana | Épître de Saint Paul aux Philippiens | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Flp / Fil 4.15 | Now ye Philippians know also, that in the beginning of the gospel, when I departed from Macedonia>, no church communicated with me as concerning giving and receiving, but ye only. | Ary fantatrareo koa, ry Filipiana, fa tamin' ny niandohan' ny filazantsara, rehefa niala tany Makedonia aho, tsy nisy fiangonana nanan-draharaha tamiko ny amin' ny fanomezana sy fandraisana, afa-tsy ianareo ihany. | Ary fantatrareo koa, ry Filipiana, fa tamin' ny niandohan' ny Evanjely, rahefa niala tany Masedonia aho, dia tsy nisy Eglizy nifanao kaontin' ny miditra sy mivoaka tamiko, afa-tsy hianareo ihany. | Vous le savez vous-mêmes, Philippiens : dans les débuts de l'Évangile>, quand je quittai la Macédoine>, aucune Église> ne m' assista par mode de contributions pécuniaires ; vous fûtes les seuls, |