| 
 | 
|  | 2nd Samuel | 2 Samoela | Samoela II | 2ème Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 2.24 | Joab> also and Abishai> pursued after Abner>: and the sun went down when they were come to the hill of Ammah, that lieth before Giah> by the way of the wilderness of Gibeon>. | Ary Joaba sy Abisay dia nanenjika an' i Abnera; ka nony tonga teo amin' ny havoana Ama izy, izay tandrifin' i Gia amin' ny lalana mankany amin' ny efitr' i Gibeona, dia maty ny masoandro. | Ary Joaba sy Abisaïa nanenjika an' i Abnera ary tamin' ny nilentehan' ny masoandro izy no tonga teo amin' ny havoan' i Amah izay eo atsinanan' i Giaka, amin' ny làlana mankany an' efitr' i Gabaona. | Joab> et Abishaï> se mirent à la poursuite d' Abner> et, au coucher du soleil, ils arrivèrent à la colline d' Amma, qui est à l' est de Giah> sur le chemin du désert de Gabaôn>. |