| 
 | 
|  | Exodus | Fanafahana na Eksodosy | Fanafahana na Eksaody | L'Exode | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 1.15 | And the king of Egypt> spake to the Hebrew> midwives, of which the name of the one was Shiphrah>, and the name of the other Puah: | Ary ny mpanjakan' i Egypta niteny tamin' ny mpampivelona Hebreo (Sifra no anaran' ny anankiray, ary Poa no anaran' ny anankiray) | Ary ny mpanjakan' i Ejipta niteny tamin' ireo mpampivelona ny Hebrio, atao hoe Seforà ny iray, ary Foà ny iray, | Le roi d'Égypte> dit aux accoucheuses des femmes des Hébreux>, dont l' une s' appelait Shiphra> et l' autre Pua : | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.23 | Of the sons of Issachar> after their families: of Tola>, the family of the Tolaites>: of Pua>, the family of the Punites>: | Ny taranak' Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Tola ny fokon' ny Tolita; avy tamin' i Pova ny fokon' ny Povita; | Zanak' Isakara, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Tolaïta avy tamin' i Tolà; ny fokon' ny Foaita avy tamin' i Foà; | Les fils d' Issachar>, par clans : pour Tola>, le clan Tolaïte> ; pour Puvva>, le clan Puvvite> ; | 
| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| Mts / Mpits 10.1 | And after Abimelech> there arose to defend Israel> Tola> the son of Puah, the son of Dodo>, a man of Issachar>; and he dwelt in Shamir> in mount Ephraim>. | Ary taorian' i Abimeleka dia nitsangana hamonjy ny Isiraely Tola, zanak' i Dodo, lehilahy avy tamin' ny Isakara; ary mponina tao Samira any amin' ny tany havoan' i Efraima izy. | Tolà zanak' i Foà, zanak' i Dodao, lehilahy amin' Isakara, no nitsangana hamonjy an' Israely, taorian' i Abimeleka. Tany Samira amin' ny tendrombohitr' i Efraima izy no nonina. | Après Abimélek>, se leva pour sauver Israël> Tola>, fils de Pua, fils de Dodo>. Il était d' Issachar> et il habitait Shamir> dans la montagne d'Éphraïm>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| 1Tt / 1Tan 7.1 | Now the sons of Issachar> were, Tola>, and Puah, Jashub>, and Shimrom>, four. | Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy. | Zanakalahin' Isakara: Tolà, Foà, Josoba ary Simerona: efatra izy. | Pour les fils d' Issachar> : Tola>, Pua, Yashub>, Shimrôn> : quatre. |