| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.23 | Of the sons of Issachar> after their families: of Tola>, the family of the Tolaites: of Pua>, the family of the Punites>: | Ny taranak' Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Tola ny fokon' ny Tolita; avy tamin' i Pova ny fokon' ny Povita; | Zanak' Isakara, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Tolaïta avy tamin' i Tolà; ny fokon' ny Foaita avy tamin' i Foà; | Les fils d' Issachar>, par clans : pour Tola>, le clan Tolaïte ; pour Puvva>, le clan Puvvite> ; |