| 
 | 
|  | The Gospel according to Mark | Marka | MarbibleData.01.016.srcka | L'Évangile selon Saint Marc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 10.46 | And they came to Jericho>: and as he went out of Jericho> with his disciples and a great number of people, blind Bartimaeus>, the son of Timaeus, sat by the highway side begging. | Ary tonga tao Jeriko izy; ary raha vao niala tao Jeriko Jesosy mbamin' ny mpianany sy ny vahoaka betsaka, dia nipetraka teo amoron-dalana Bartimeo jamba mpangataka, zanak' i Timeo. | Dia tonga tao Jerikao izy ireo. Ary tamin' izy sy ny mpianany mbamin' ny vahoaka betsaka niala tao Jerikao, dia nipetraka nangataka teo amoron-dàlana kosa Bartime jamba zanak' i Time. | Ils arrivèrent à Jéricho>. Et comme il sortait de Jéricho> avec ses disciples et une foule considérable, le fils de Timée Bartimée> , un mendiant aveugle, était assis au bord du chemin. |