| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 16.11 | Therefore loosing from Troas>, we came with a straight course to Samothracia, and the next day to Neapolis>; | Ary nony niondrana an-tsambo niala tany Troasy izahay, dia nizotra nankany Samotrakia; ary nony ampitso dia nankany Neapolia. | Koa dia niondrana an-tsambo tany Troasy izahay, ka nizotra nankany Samotrasy, ary ny ampitso dia nankany Neapolisy. | Embarqués à Troas>, nous cinglâmes droit sur Samothrace, et le lendemain sur Néapolis>, |