|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : abidy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Abidy manely vary ; samy manano izay ho efany. [1.147 #A2] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Abidy nahazo masina : tsy ampiana koa. [1.147 #A3] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Abidin-trova : ny lany lanina. [1.147 #A4] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Abidy vaky lananana : misaraka amin-trehy. [1.147 #A1] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 6 | Ranomasina nasaok' abidy : lasana my fa nahazahoana. [1.147 #R39] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|