| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : faharazana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Lambo soso-nify ka nentim-paharazana.  [2.165 #143, 2.415 #325, 1.1]
 Lambo soso-nify; nentim-paharazana. [2.653, 1.1]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny zanaka na taranaka manahaka ireo ray aman-dreniny eo amin' ny toetra na fomba nolovana taminy.  [1.1]
 Enti-milaza toetra nananana hatry ny ela, nolovana tamin' ny razana. [1.1]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Les usages transmis de génération en génération, c' est comme des sangliers qui ont des surdents.  [2.415 #325]
 Un sanglier qui a des surdents: elles lui viennent de ses ancêtres. [2.165 #143]  | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |