| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : firana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Amboa momba mangaiña, sady tsy mahalany firaña no tsy mitahy miasa. [2.165]
 Amboa momba mangarina : sady tsy mahatahy miasa tsy mahalany firana. [1.147 #A49]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Amboa miaraka amin' ny mpanao toaka: sady tsy mahalany firana no tsy manampy ny mpiasa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |