| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : fono
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Aza ankobohinareo ny tenin' andriana, fa vakio fono izy.  [2.415 #191]
 | 
| Dikanteny frantsay | Ne tenez pas secrète la parole du souverain, mais manifestez-la.  [2.415 #191]
 | 
| Fanazavana frantsay | Tout le monde doit connaître et accomplir les volontés du souverain.  [2.415 #191]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Ny anankiray maty anaka, ary ny anankiray miova fono, koa tsy miova ny zaza, fa ny fono no miova. [2.165 #2117]
 | 
| Dikanteny frantsay | L' un a un enfant mort, un autre change son enveloppe; ainsi l' enfant n' a pas changé, ce n' est que l' enveloppe qui a changé.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |