| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : forohana
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Sokina mañatoñ' afo: forohaña atsindry. [2.165]
 Sokina nanaton' afo : forohana atsindry. [1.147]
 | 
| Fanazavana malagasy | Sokina manatona afo: soitrafo akapoka. [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Tsy toko tsy forohana.  [2.415 #2571]
 | 
| Dikanteny frantsay | Celui qui a tout perdu est comme le foyer dont on a enlevé le trépied et les tisons.  [2.415 #2571]
 | 
| Fanazavana frantsay | La même expression cependant servait à désigner celui qui avait beaucoup gagné ; elle s'employait pour signifier : grande quantité.  [2.415 #2571]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |