| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : helina
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Manisa be tsy ho any ny tena, tahaka ny vady kelin' ny mpanan-karena.  [2.653]
 Manisa be tsy ho an' ny tena ohatra ny vady tokantrano mason' ny mpanan-karena.  [1.1]
 Manisa be tsy ho an' ny tena, tahaky ny vadikelin' ny mpanan-karena.  [2.415 #1426]
 | 
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona izay tompony tsy mizaka amin' ny zavatra na fananana eo am-pelatanany.  [1.1]
 | 
| Dikanteny frantsay | Faire le compte de beaucoup de choses qu'on n' a pas pour soi, comme l' épouse secondaire d' un riche polygame.  [2.415 #1426]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |