| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : Masombika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Masombika manambady hova: ñy traño, iraisana, fa ñy zaka, samby hafa. [2.165]
 Masombika nanambady Hova : ny trano iraisana fa ny fizakana samy hafa. [1.147 #M90]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Masombika (zazamanga) manambady Hova: ny trano no iraisana, fa ny fiteny samy hafa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |