| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : mpamaky | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Mpamaky akotry. [2.415 #5395] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | L' homme rusé et égoïste sait ouvrir un grain riz et en tirer quelque chose. [2.415 #5395] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 2 | Raraka ivy alohan' ny mpamaky voasary. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Mientana iray ihany eo anoloan' ny zavatra iray nefa ny olona voakasiny akaiky aza tsy mbola miraika akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |