| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : ravaka
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Ny kely no sarotrobe fialofana sy tranobe ravaky ny vohitra.  [2.415 #785]
 | 
| Dikanteny frantsay | Les petits sont comme le capuchon qui abrite, ils sont la maison qui embellit le village.  [2.415 #785]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait à l'honneur du peuple qui est nécessaire aux grands.  [2.415 #785]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Ny ravaka tsy manendrika ny adala.  [2.415 #2453]
 | 
| Dikanteny frantsay | La parure n' embellit pas les sots.   [2.415 #2453]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 3 | Toy ny voahangy: tsy mandry làlana; apetraka, ravaky ny trano; entina, endriky ny dia. [2.165]
 | 
| Dikanteny frantsay | Pareilles à des perles: elles ne s' arrêtent jamais (d' être utiles): si on les dépose, elles sont l' ornement de la maison; et si on les porte, elle sont un ornement pour le voyage.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |