| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : rira | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Mateza lelafina tahaka ny rira. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Enti-milaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny faharetany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohabolana io). [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |