| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : sosotra | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Lasa tsy manao veloma naman' ny tezitra.  [1.1] Lasa tsy manao veloma naman' ny tezitra, tonga tsy mifampiarahaba naman' ny sosotra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Araka ny lalàn' ny fihavanana malagasy, ny fiarahabana sy ny fanaovambeloma dia tsy maintsy atao raha mbola tsy tapaka akory ny fihavanana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |