|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : zahatra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mampitaha lakana amin-jahatra. [1.1]
Mampitaha lakana sy zahatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Mampitaha zavatra roa izay hita avy hatrany fa mifanalavitra na ny bikany na ny tombany. [1.1]
Mampitovy zavatra roa tsy mitovy lanja na vidy velively. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Sady tsy ho an-dakana tsy ho an-jahitra : tsy Sady tsy ho an-dakan-tsy ho an-jahitra, tsy handry tsy Tsy hidima ; tsy hive : tsy | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Sady tsy ho an-dakana no tsy ho an-jahatra, nefa tsy handry raha tsy eny am-pita. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|