Ramarlah Antoine :
Ny amin' ny finoan' ny Bara
  | 
 
Manatona an'i Jesosy
 
 I
 Nandehandeha teo an-dalam-be  indray maraina  tamin’ny fahavaratra.
 Matanjaka  tsara  ny tenany, ny tarehiny  mamiratra amim-pahasalamana.
 Ny masoandro  namirapiratra, ny vorona  nihirahira eo an-daniny.
 Ny heniheny  fiandrasam-biby  (ondry ) voaravaka ny voninkazo.
 Ilay zaza  dia sambatra  ka tsy nihevitra izay hanjo : Nitsambikina, nihira, nihazazakazaka, ary ny fony  dia nieponempona tamin-kafaliana  ny fony.
 Fantany izay tsy maintsy ho hatao raha faly.
 Koa dia hitany niaraka amin'izay tam-panahy fa Jesosy Kristy  no nanome antsika ny tena fifaliana, fa raha faly isika dia Andriamanitra  no nanome izany ahy, Kristy, ka dia niantso tao am-po lalina  izy hoe : « Andriamanitra ô misaotra  anao aho, fa efa nampifalinao ».
 Izany no fanatonana an’i Krtisty, koa raha faly ianao dia manatona azy misaora azy.
  
 
 
 II
 Nisy zazalahy  iray nandeha ho any amin'ny sekoly  ka nahita ny lesony  sarotra  dia sarotra.
 Ireo sakaizany  nanahirana azy ka naome hevi-dratsy  azy, ka dia hoy izy :
 « Raha sarotra ny lesona dia aleoko hijanona tsy ho any amin'ny sekoly. »
 Vetivety  dia hoy izy :
 
 
I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra 
II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy 
III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana 
IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana 
V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana 
VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody 
VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro 
VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara 
IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy 
X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra 
XI- Farany 
 |